Bokin'ny Salamo 111:1
Haleloia. Hidera an’ i Jehovah amin’ ny foko rehetra aho, Eo amin’ ny fivorian’ ny marina sy ny fiangonan-dehibe.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Lehibe ny asan’ i Jehovah, Ka dinihin’ izay rehetra mankasitraka azy.
Read all of Bokin'ny Salamo 111
Cross References
2 Chronicles 6:3Ary ny mpanjaka nitodika ka nitso-drano ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra (nitsangana avokoa ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra),
Psalms 9:1Ho an’ ny mpiventy hira, Almoth-laben. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 22:25Fa tsy manao tsinontsinona na marikorikon’ ny fahorian’ ny ory Izy, ary tsy mba manafina ny tavany aminy; fa raha mitaraina aminy ireny, dia mihaino Izy.
Psalms 40:9Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko.
Psalms 89:7Fa iza any an-danitra no mitovy amin’ i Jehovah? Ary iza amin’ ny zanak’ ireo andriamanitra no manahaka an’ i Jehovah,
Psalms 106:1Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy, Fa mandrakizay ny famindram-pony.