Bokin'ny Salamo 111:2
Lehibe ny asan’ i Jehovah, Ka dinihin’ izay rehetra mankasitraka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The works of the LORD are great, sought out of all them that have pleasure therein.
In Context
3Madera sady malaza ny asany; Ary ny fahamarinany maharitra mandrakizay.
Read all of Bokin'ny Salamo 111
Cross References
Job 9:10Ary manao zava-dehibe tsy takatry ny saina, eny, fahagagana tsy hita isa.
Job 37:7Mampiohona ny tanan’ ny olona rehetra Izy, mba samy hahalala izany ny olona rehetra izay nataony;
Job 38:1Ary teo anatin’ ny tafio-drivotra Jehovah dia namaly an’ i Joba ka nanao hoe:
Psalms 77:11Ary hoy izaho: Izao no mahararirary ny foko, dia ny niovan’ ny tanana ankavanan’ ny Avo Indrindra.
Psalms 104:24Endrey ny hamaroan’ ny asanao, Jehovah ô! Fahendrena no nanaovanao azy rehetra; Henika ny zavatra nataonao ny tany.
Psalms 107:43Izay hendry dia aoka hahafantatra izany Ka hahalala ny famindram-pon’ i Jehovah.