Bokin'ny Salamo 112:1
Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an’ i Jehovah Sady mankasitraka ny didiny indrindra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Hahery ambonin’ ny tany ny zanany; Hotahina ny taranaky ny marina.
Read all of Bokin'ny Salamo 112
Cross References
Deuteronomy 28:3Hotahina ianao ao an-tanàna, ary hotahina ianao any an-tsaha.
Psalms 1:1Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ ny fisainan’ ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin’ ny lalana falehan’ ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin’ ny fipetrahan’ ny mpaniratsira;
Psalms 40:8Dia hoy izaho: inty aho tonga ao amin’ ny horonam-boky no nanoratana ahy.
Psalms 111:10Ny fahatahorana an’ i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Fahalalana tsara no ananan’ izay rehetra mankatò izany; Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy.
Psalms 119:14Ny lalan’ ny teni-vavolombelonao no ifaliako, Tahaka ny ifaliako amin’ ny harena rehetra.
Psalms 119:35Ampandehano amin’ ny lalan’ ny didinao aho; Fa izany no sitrako.