Bokin'ny Salamo 119:35
Ampandehano amin’ ny lalan’ ny didinao aho; Fa izany no sitrako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Make me to go in the path of thy commandments; for therein do I delight.
In Context
34Omeo fahalalana aho mba hitandrina ny lalànao; Eny, hitandrina azy amin’ ny foko rehetra aho.
36Amporisiho ny foko ho amin’ ny teni-vavolombelonao, Fa tsy ho amin’ ny fieremana.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 1:2Fa ny lalàn’ i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman’ alina.
Psalms 25:4Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho.
Psalms 119:27Ampahalalao ahy ny lalan’ ny didinao; Dia hoheveriko ny fahagagana nataonao.
Psalms 119:173Aoka anie hamonjy ahy ny tananao; Fa efa nifidy ny didinao aho.
Proverbs 4:11Làlam-pahendrena no atoroko anao: Eny, mitarika anao amin’ ny lalana mahitsy aho.
Proverbs 8:20Amin’ ny alehan’ ny fahamarinana no izorako, Dia ao amin’ ny lalan’ ny fitsarana marina,