The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 112 › Bokin'ny Salamo 112:4

Bokin'ny Salamo 112:4

Ao amin’ ny maizina no iposahan’ ny mazava ho an’ ny mahitsy; Mamindra fo sy miantra ary marina ireny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Unto the upright there ariseth light in the darkness: he is gracious, and full of compassion, and righteous.

In Context

3Fananana sy harena no ao an-tranony; Ary ny fahamarinany haharitra mandrakizay.

5Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra; Tsy mba ho resy eo am-pitsarana izy.

Read all of Bokin'ny Salamo 112

Cross References

Job 11:17Ary hamirapiratra lavitra noho ny mitataovovonana ny andronao; na dia sendra manjombona aza, dia ho tonga tahaka ny maraina.

Job 29:3Fony mbola nazava teo ambonin’ ny lohako ny jirony, ary ny fahazavany no nandehanako tao amin’ ny maizina;

Psalms 97:11Ny fahazavana no voafafy ho an’ ny marina, Ary ny fifafiana ho an’ ny mahitsy fo.

Psalms 116:5Mamindra fo sy marina Jehovah Eny, miantra Andriamanitsika.

Proverbs 21:21Izay fatra-panaraka fahamarinana sy famindram-po Dia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra.

Isaiah 58:8Fa raha izany, dia hiposaka tahaka ny fahazavan’ ny maraina ny fahazavanao, ary ho tonga faingana ny fahasitrananao; ny fahamarinanao ho loha-lalanao, ary ny voninahitr’ i Jehovah ho vodi-lalanao

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 112:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 112:3Bokin'ny Salamo 112Bokin'ny Salamo 112:5 →