Bokin'ny Salamo 112:5
Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra; Tsy mba ho resy eo am-pitsarana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A good man sheweth favour, and lendeth: he will guide his affairs with discretion.
In Context
6Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy; Hotsarovana mandrakizay ny marina.
Read all of Bokin'ny Salamo 112
Cross References
Nehemiah 4:13Ary hoy izaho tamin’ ny manan-kaja sy ny mpanapaka ary ny vahoaka sisa: Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin’ ny manda isika ka mifanalavitra.
Psalms 37:21Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy manohitra; Fa ny marina kosa mamindra fo ka manome.
Psalms 37:26Miantra mandrakariva ireny ka mampisambotra; ary ny taranany hotahina.
Proverbs 12:2Ny tsara fanahy mahazo sitraka amin’ i Jehovah; Fa ny mamoron-tsain-dratsy hohelohiny.
Proverbs 18:9Ary izay malaina amin’ ny asany Dia rahalahin’ ny mpanimba.
Proverbs 24:27Amboary ny asanao any ivelany, Ary ataovy lavorary ny any an-tsaha; Ka rehefa vita izany, dia mahazo manao ny tranonao ianao.