The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 114 › Bokin'ny Salamo 114:7

Bokin'ny Salamo 114:7

Mihorohoroa eo anatrehan’ ny Tompo, ry tany, Dia eo anatrehan’ Andriamanitr’ i Jakoba.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Tremble, thou earth, at the presence of the Lord, at the presence of the God of Jacob;

In Context

6Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; Ary ianareo havoana, tahaka ny zanak’ ondry?

8Izay mampody ny vatolampy ho rano monina Ary ny afovato ho loharano.

Read all of Bokin'ny Salamo 114

Cross References

Job 26:11Ny andrin’ ny lanitra nihozongozona sady ankona amin’ ny teny mafy ataony.

Psalms 78:16Ary nampivoaka rano mandriaka avy tamin’ ny harambato Izy ka nampirotsaka rano ho tahaka ny ony.

Psalms 97:4Mahazava izao tontolo izao ny helany; Mahita izany ny tany ka mihorohoro.

Isaiah 64:1Dia tahaka ny fandevon’ ny afony tapa-kazo maina sy ny fampangotraky ny afo ny rano mba hampahafantatra ny fahavalonao ny anaranao ka hangovitra eo anoloanao ny jentilisa.

Micah 6:1Masìna ianareo, mihainoa izay lazain’ i Jehovah: Mitsangàna, mandahara eo anoloan’ ny tendrombohitra, Ary aoka ho ren’ ny havoana ny feonao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 114:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 114:6Bokin'ny Salamo 114Bokin'ny Salamo 114:8 →