Bokin'ny Salamo 78:16
Ary nampivoaka rano mandriaka avy tamin’ ny harambato Izy ka nampirotsaka rano ho tahaka ny ony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He brought streams also out of the rock, and caused waters to run down like rivers.
In Context
15Namaky vatolampy tany an-efitra Izy, ka nampisotro azy nanaram-po tahaka ny amin’ ny rano lalina.
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Numbers 20:10Dia novorin’ i Mosesy sy Arona teo anoloan’ ny vatolampy ny fiangonana; ka dia hoy izy: Mihainoa, ry mpiodina: Moa amin’ ity vatolampy ity va no hampivoahanay rano ho anareo?
Deuteronomy 9:21Ary noraisiko ny fahotanareo, dia ilay ombilahy kely izay nataonareo, ka nodorako tamin’ ny afo, dia notorotoroiko sy nomontsamontsaniko mandra-pahatongany ho madinika toy ny vovoka; ary ny vovony dia nariako teo amin’ ny renirano izay midìna avy amin’ ny tendrombohitra.
Psalms 107:35Mampody ny efitra ho rano monina Izy Sy ny tany maina ho loharano,
Psalms 114:8Izay mampody ny vatolampy ho rano monina Ary ny afovato ho loharano.