The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 115 › Bokin'ny Salamo 115:3

Bokin'ny Salamo 115:3

Nefa any an-danitra Andriamanitsika; Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But our God is in the heavens: he hath done whatsoever he hath pleased.

In Context

2Nahoana ny jentilisa no manao hoe: Aiza izay Andriamaniny?

4Volafotsy sy volamena ny sampin’ ireny, Asan’ ny tanan’ olona:

Read all of Bokin'ny Salamo 115

Cross References

Job 23:13Nefa tsy miova saina Izy, iza no mahasakana Azy? Fa na inona na inona irin’ ny fanahiny dia ataony.

Psalms 68:4Fa ny marina mifaly; eny, ravoravo eo anatrehan’ Andriamanitra izy ka faly tokoa.

Psalms 123:1Fihirana fiakarana. Aminao no anandratako ny masoko, Ry Mpitoetra any an-danitra ô.

Isaiah 46:10Izay manambara ny farany hatramin’ ny voalohany, ary nanambara hatramin’ ny ela izay tsy mbola natao akory, dia ilay manao hoe: Ho tò ny fikasako, ary hefaiko ny sitrapoko rehetra,

Romans 9:19Hianao ary dia hanao amiko hoe: Koa nahoana Izy no manome tsiny ihany? Fa iza no manohitra ny sitrapony?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 115:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 115:2Bokin'ny Salamo 115Bokin'ny Salamo 115:4 →