The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 115 › Bokin'ny Salamo 115:7

Bokin'ny Salamo 115:7

Manan-tanana izy, fa tsy mandray; Manan-tongotra izy, fa tsy mandeha; Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They have hands, but they handle not: feet have they, but they walk not: neither speak they through their throat.

In Context

6Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Manana orona izy, fa tsy manimbolo:

8Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.

Read all of Bokin'ny Salamo 115

Cross References

1 Samuel 5:3Ary nony ampitson’ iny dia nifoha maraina koa ny Asdodita, ka indro Dagona potraka niankohoka tamin’ ny tany teo anoloan’ ny fiaran’ i Jehovah; dia narenin’ ny olona izy ka napetrany teo amin’ ny fitoerany indray.

Psalms 149:6Aoka hisy fanandratana an’ Andriamanitra eo am-bavany Sy sabatra roa lela eny an-tànany,

1 Corinthians 12:2Fantatrareo fa fony jentilisa ianareo, dia nentina tany amin’ ny sampy moana araka izay nitaomana anareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 115:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 115:6Bokin'ny Salamo 115Bokin'ny Salamo 115:8 →