Bokin'ny Salamo 115:8
Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They that make them are like unto them; so is every one that trusteth in them.
In Context
9Ry Isiraely ô, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 115
Cross References
Isaiah 44:9Izay mamorona sarin-javatra voasokitra dia zava-poana avokoa; Ary ny zavatra tiany indrindra dia tsy mahasoa; Ny vavolombelon’ ireny dia tsy mahita na mahalala, mba hahamenatra azy.
Jeremiah 10:14Efa ketrina avokoa ny olona rehetra ka tsy manam-pahalalana; Menarina noho ny sarin-javatra voasokitra ny mpanefy volamena rehetra; Fa fitaka ny sarin-javatra an-idina, sady tsy misy fofon’ aina ao aminy.
Habakkuk 2:18Mahasoa inona ny sarin-javatra voasokitra, No misokitra azy ny mpanao azy? Na ny sarin-javatra an-idina sy ny mpampianatra lainga, No matoky azy izay namorona azy Tamin’ ny nanaovany sampy moana?