Bokin'ny Salamo 116:12
Inona no havaliko an’ i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
What shall I render unto the LORD for all his benefits toward me?
In Context
11Hoy izaho tamin’ ny fahatairako; Mpandainga ny olona rehetra.
13Handray ny kapoaky ny famonjena aho Ka hiantso ny anaran’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Salamo 116
Cross References
2 Chronicles 32:25Fa Hezekia tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy; fa niavonavona ny fony, dia niharan’ ny fahatezerana izy mbamin’ ny Joda sy Jerosalema.
Psalms 103:2Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,
Micah 6:6Inona no ho entiko manatona an’ i Jehovah Sy miondrika eo anatrehan’ Andriamanitra Izay any amin’ ny avo? Hanatona Azy mitondra fanatitra dorana Sy ny ombilahy kely iray taona va aho?
1 Corinthians 6:20Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an’ Andriamanitra amin’ ny tenanareo.