Bokin'ny Salamo 116:11
Hoy izaho tamin’ ny fahatairako; Mpandainga ny olona rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I said in my haste, All men are liars.
In Context
10Nino aho; hiteny tokoa aho; Mahantra indrindra aho.
12Inona no havaliko an’ i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Read all of Bokin'ny Salamo 116
Cross References
1 Samuel 27:1Ary Davida nanao anakampo hoe; Mbola ho fatin’ ny tànan’ i Saoly ihany aho indray androany; tsy misy mahasoa ahy afa-tsy ny mandositra haingana any amin’ ny tanin’ ny Filistina, dia hamoy ahy Saoly ka tsy hitady ahy eran’ ny tanin’ ny Isiraely intsony, dia ho afaka amin’ ny tànany aho.
Psalms 12:2Vonjeo, Jehovah ô, fa efa lany ny tsara fanahy; eny, tsy misy mahatoky intsony eo amin’ ny zanak’ olombelona.
Psalms 31:22Isaorana anie Jehovah; fa nataony mahagaga ny famindram-pony tamiko tao an-tanàna mimanda.
Jeremiah 9:4Izy rehetra samy mamitaka ny namany avy, ka tsy misy miteny marina; Mampianatra ny lelany handainga izy ary manasa-tena amin’ ny fanaovan-dratsy.