Bokin'ny Salamo 116:15
Zava-dehibe eo imason’ i Jehovah Ny fahafatesan’ ny olony masìna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Precious in the sight of the LORD is the death of his saints.
In Context
14Hanefa ny voadiko amin’ i Jehovah aho. Eny, eo anatrehan’ ny olony rehetra.
Read all of Bokin'ny Salamo 116
Cross References
1 Samuel 25:29Nefa raha misy olona mitsangana hanenjika anao ka mitady ny ainao, dia hofehezina amin’ ny fehin’ aina ao amin’ i Jehovah Andriamanitra ny fanahin’ ny tompoko, fa ny fanahin’ ny fahavalonao kosa dia hatorany toy ny eo amin’ ny foitran’ antsamotady.
Psalms 37:32Mitsikilo ny marina ny ratsy fanahy ka mitady hahafaty azy.
Luke 16:22Ary maty ilay malahelo, dia nentin’ ny anjely ho any an-tratran’ i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina;
Revelation 14:3Ary mihira toa tonon-kira vaovao eo anoloan’ ny seza fiandrianana sy eo anatrehan’ ny zava-manan’ aina efatra sy ny loholona izy; ary tsy nisy nahay nianatra izany fihirana izany, afa-tsy ny efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy izay navotana niala tamin’ ny tany.