The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 116 › Bokin'ny Salamo 116:14

Bokin'ny Salamo 116:14

Hanefa ny voadiko amin’ i Jehovah aho. Eny, eo anatrehan’ ny olony rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I will pay my vows unto the LORD now in the presence of all his people.

In Context

13Handray ny kapoaky ny famonjena aho Ka hiantso ny anaran’ i Jehovah.

15Zava-dehibe eo imason’ i Jehovah Ny fahafatesan’ ny olony masìna.

Read all of Bokin'ny Salamo 116

Cross References

Psalms 22:26Avy aminao no ahazoako manao fiderana eo amin’ ny fiangonan-dehibe; ny voadiko dia hefaiko eo anatrehan’ izay matahotra an’ i Jehovah.

Psalms 56:12Andriamanitra no itokiako; ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon’ ny olona amiko?

Psalms 66:13Hiditra ao an-tranonao mitondra fanatitra dorana aho; hefaiko aminao ny voadiko,

Jonah 1:16Dia natahotra an’ i Jehovah indrindra ireo olona ireo ka namono zavatra hatao fanatitra ho an’ i Jehovah sady nivoady.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 116:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 116:13Bokin'ny Salamo 116Bokin'ny Salamo 116:15 →