The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 117 › Bokin'ny Salamo 117:2

Bokin'ny Salamo 117:2

Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For his merciful kindness is great toward us: and the truth of the LORD endureth for ever. Praise ye the LORD.

In Context

1Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.

Read all of Bokin'ny Salamo 117

Cross References

Psalms 89:1Maskila nataon’ i Etana Ezrahita.

Psalms 103:11Fa tahaka ny hahavon’ ny lanitra ambonin’ ny tany No haben’ ny famindram-pony amin’ izay matahotra Azy.

Isaiah 25:1Jehovah ô, Andriamanitro Hianao; Hanandratra Anao sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Hianao, dia zavatra efa voakasa hatramin’ ny ela sady mahatoky no marina indrindra.

Luke 1:54Niahy an’ isiraely mpanompony Izy, fa nahatsiaro ny famindram-pony

Romans 15:8Fa lazaiko fa Kristy efa tonga mpanompon’ ny voafora noho ny fahamarinan’ Andriamanitra hahatò ny teny fikasana tamin’ ny razana,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 117:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 117:1Bokin'ny Salamo 117