Bokin'ny Salamo 117:1
Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O praise the LORD, all ye nations: praise him, all ye people.
In Context
2Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.
Read all of Bokin'ny Salamo 117
Cross References
Psalms 66:4Ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hankalaza Anao; eny, hankalaza ny anaranao izy. [Sela.]
Psalms 86:9Ny firenena rehetra nataonao dia ho avy hiankohoka eo anatrehanao, Tompo ô, Ka hanome voninahitra ny anaranao.
Psalms 150:6Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an’ i Jehovah. Haleloia.
Isaiah 42:10Hianareo izay midìna any amin’ ny ranomasina sy ny ao aminy rehetra, dia ianareo nosy sy ny mponina ao aminy, samia mihira fihiram-baovao ho an’ i Jehovah, dia ny fiderana Azy hatramin’ ny faran’ ny tany.
Revelation 5:9Ary nihira fihiram-baovao izy ka nanao hoe: Hianao no miendrika haka ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny; Fa voavono Hianao, Ary ny rànao no nanavotanao ho an’ Andriamanitra olona avy tamin’ ny fokom-pirenena rehetra sy ny samy hafa fiteny sy ny olona ary ny firenena rehetra;
Revelation 15:4Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo ô? Fa Hianao ihany no masìna, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao.