Bokin'ny Salamo 118:10
Ny firenena rehetra nanodidina ahy; Fa ny anaran’ i Jehovah no handringanako azy tokoa;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All nations compassed me about: but in the name of the LORD will I destroy them.
In Context
9Tsara ny matoky an’ i Jehovah Noho ny matoky ny mpanapaka.
Read all of Bokin'ny Salamo 118
Cross References
2 Samuel 5:1Dia tonga tao amin’ i Davida tao Hebrona ny firenen’ Isiraely rehetra ka nanao hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao.
2 Samuel 10:1Ary rehefa afaka izany, dia maty ny mpanjakan’ ny taranak’ i Amona, ka Hanona zanany no nanjaka nandimby azy.
Psalms 18:41Ary ataonao miamboho ahy ny fahavaloko; ka aringako izay mankahala ahy.
Psalms 88:18Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny; Miara-manodidina ahy izy.
Zechariah 14:1Indro, hisy andron’ i Jehovah ho avy, ka ny babo aminao hozaraina ao ampovoanao.
Revelation 20:8ka hivoaka hamitaka ny firenena eny amin’ ny vazan-tany efatra, dia Goga sy Magoga, mba hanangona ary ho any amin’ ny ady; tahaka ny fasiky ny ranomasina ny isany.