The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 118 › Bokin'ny Salamo 118:16

Bokin'ny Salamo 118:16

Ny tanana ankavanan’ i Jehovah dia misandratra; Ny tanana ankavanan’ i Jehovah mampiseho hery.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The right hand of the LORD is exalted: the right hand of the LORD doeth valiantly.

In Context

15Ao an-dain’ ny marina ny feo mihoby noho ny famonjena; Ny tanana ankavanan’ i Jehovah mampiseho hery;

17Tsy ho faty aho, fa ho velona Ka hitory ny asan’ i Jehovah.

Read all of Bokin'ny Salamo 118

Cross References

Exodus 15:6Ny tananao ankavanana, Jehovah ô, efa malaza amin’ ny hery; ny tananao ankavanana, Jehovah ô, manorotoro ny fahavalo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 118:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 118:15Bokin'ny Salamo 118Bokin'ny Salamo 118:17 →