Bokin'ny Salamo 118:4
Aoka izay matahotra an’ i Jehovah hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let them now that fear the LORD say, that his mercy endureth for ever.
In Context
3Aoka ny taranak’ i Arona hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony.
5Tao an-katerena no niantsoako an’ i Jehovah; Dia namaly ahy Jehovah ka nampahalalaka ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 118
Cross References
Psalms 100:5Fa tsara Jehovah; Mandrakizay ny famindram-pony, Ary mihatra amin’ ny taranaka fara mandimby ny fahamarinany.
Psalms 118:29Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.