Bokin'ny Salamo 119:127
Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena, Eny, noho ny tena volamena aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore I love thy commandments above gold; yea, above fine gold.
In Context
126Efa andro tokony hampisehoan’ i Jehovah ny heriny izao; Fa nandika ny lalànao ny olona.
128Izany no iheverako ny didy rehetra ho marina avokoa; Halako ny lalam-pitaka rehetra;
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 119:14Ny lalan’ ny teni-vavolombelonao no ifaliako, Tahaka ny ifaliako amin’ ny harena rehetra.
Psalms 119:72Ny lalàn’ ny vavanao no mahatsara ahy Mihoatra noho ny volamena sy ny volafotsy tsy omby arivo.
Proverbs 8:11Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy; Ary ny zavatra irina rehetra tsy azo ampitahaina aminy.
Matthew 13:45Ary koa, ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa;