The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:128

Bokin'ny Salamo 119:128

Izany no iheverako ny didy rehetra ho marina avokoa; Halako ny lalam-pitaka rehetra;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Therefore I esteem all thy precepts concerning all things to be right; and I hate every false way.

In Context

127Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena, Eny, noho ny tena volamena aza.

129Mahagaga ny teni-vavolombelonao, Ka dia mitandrina azy ny fanahiko.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Deuteronomy 4:8Ary iza no firenena, na dia lehibe aza, no mba manana didy sy fitsipika marina tahaka izao lalàna rehetra izao, izay ataoko eo anatrehanareo anio?

Psalms 18:22Fa nitandrina ny lalan’ i Jehovah aho, ka tsy mba nanao ratsy hialana tamin’ Andriamanitro;

Psalms 119:6Dia tsy ho menatra aho, Raha mandinika ny didinao rehetra.

Psalms 119:118Ataonao tsinontsinona izay rehetra mania amin’ ny didinao; Fa famitahan-tena ihany ny laingany.

Proverbs 30:5Ny tenin’ Andriamanitra dia voadio avokoa; Ampinga ho an’ izay mialoka aminy Izy.

Romans 7:14Fa fantatsika fa araka ny fanahy ny lalàna; fa izaho kosa nofo, namidy ho andevon’ ny ota.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:128

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:127Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:129 →