Bokin'ny Salamo 119:158
Mijery ny mpivadika aho, ka maharikoriko ahy ireny, Dia izay tsy nitandrina ny teninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I beheld the transgressors, and was grieved; because they kept not thy word.
In Context
157Maro ny mpanenjika sy mpandrafy ahy; Tsy mba niala tamin’ ny teni-vavolombelonao aho.
159He ny fitiavako ny didinao! Jehovah ô, velomy aho araka ny famindram-ponao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 119:136Rano mandriaka no mijononoka amin’ ny masoko Noho ny tsi-fitandreman’ ny olona ny lalànao.
Ezekiel 9:4Ary hoy Jehovah taminy: Mandehana mamaky ny tanàna, dia Jerosalema, ka asio marika ny handrin’ ny olona izay misento sy mitaraina noho ny fahavetavetana rehetra atao eo aminy.