Bokin'ny Salamo 119:159
He ny fitiavako ny didinao! Jehovah ô, velomy aho araka ny famindram-ponao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Consider how I love thy precepts: quicken me, O LORD, according to thy lovingkindness.
In Context
158Mijery ny mpivadika aho, ka maharikoriko ahy ireny, Dia izay tsy nitandrina ny teninao.
160Fahamarinana no tontalin-kevitry ny teninao; Ary mandrakizay ny fitsipikao marina rehetra.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
2 Kings 20:3Jehovah ô, enga anie ka hotsarovanao ny nandehanako teo anatrehanao tamin’ ny fahamarinana sy tamin’ ny foko rehetra ary ny nanaovako izay tsara eo imasonao. Dia nitomany mafy dia mafy izy.
Nehemiah 13:22Ary ny Levita dia nasaiko nanadio ny tenany ka ho avy hiambina eo am-bavahady, mba hanamasinany ny andro Sabata. Tsarovy aho noho izany koa, ry Andriamanitro ô, ary iantrao aho araka ny haben’ ny famindram-ponao.
Psalms 119:97Endrey ny fitiavako ny lalànao! Fisaintsainako mandrakariva izany.