Bokin'ny Salamo 119:89
Ho mandrakizay, Jehovah ô, No nanorenanao any an-danitra ny teninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For ever, O LORD, thy word is settled in heaven.
In Context
88Velomy aho araka ny famindram-ponao; Dia hitandrina ny teni-vavolombelona naloaky ny vavanao aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 111:7Ny asan’ ny tànany dia fahamarinana sy fitsarana; Mahatoky avokoa ny didiny rehetra;
Psalms 119:152Efa fantatro ela tamin’ ny teni-vavolombelonao Fa nampitoerinao ho mandrakizay ireny.
Isaiah 40:8Maina ny ahitra, malazo ny voniny; Fa ny tenin’ Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay.
Matthew 24:34Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba ho lany izao taranaka izao mandra-pahatongan’ izany rehetra izany.
2 Peter 3:13Kanefa isika, araka ny teny fikasany, dia manantena lanitra vaovao sy tany vaovao, izay itoeran’ ny fahamarinana.