The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:152

Bokin'ny Salamo 119:152

Efa fantatro ela tamin’ ny teni-vavolombelonao Fa nampitoerinao ho mandrakizay ireny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Concerning thy testimonies, I have known of old that thou hast founded them for ever.

In Context

151Akaiky Hianao, Jehovah ô; Ary marina ny didinao rehetra.

153Jereo ny fahoriako, ka vonjeo aho; Fa ny lalànao tsy mba hadinoiko.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 89:34Nefa ny famindram-poko tsy hofoanako aminy, Ary ny fahamarinako tsy havadiko,

Psalms 119:144Ny fahamarinan’ ny teni-vavolombelonao dia mandrakizay; Ampianaro aho, mba ho velona.

Ecclesiastes 3:14Fantatro fa izay rehetra ataon’ Andriamanitra dia haharitra mandrakizay; tsy azo ampiana ary tsy azo analana izany; ka dia ataon’ Andriamanitra matahotra eo imasony ny olona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:152

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:151Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:153 →