The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:94

Bokin'ny Salamo 119:94

Anao aho, vonjeo aho; Fa ny didinao no tadiaviko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I am thine, save me; for I have sought thy precepts.

In Context

93Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao; Fa ireny no amelomanao ahy.

95Miandry ahy ny ratsy fanahy mba hahafaty ahy; Mandinika ny teni-vavolombelonao aho

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 3:8Mitsangàna, Jehovah ô; vonjeo aho, Andriamanitro ô; fa efa namely ny takolaky ny fahavaloko rehetra Hianao; ny nifin’ ny ratsy fanahy novakivakinao.

Psalms 119:27Ampahalalao ahy ny lalan’ ny didinao; Dia hoheveriko ny fahagagana nataonao.

Psalms 119:45Ary handeha amin’ ny malalaka aho; Fa ny didinao no tadiaviko.

Psalms 119:170Aoka anie ho tonga eo anatrehanao ny fifonako; Vonjeo aho araka ny teninao.

Song of Solomon 6:3An’ ny malalako aho, ary ahy ny malalako, dia ilay miandry ny ondry andiany eny amin’ ny lilia.

Isaiah 44:2Izao no lazain’ i Jehovah Izay nahary anao sy namorona anao hatrany am-bohoka sady mamonjy anao: Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, Ary ianao, ry Jesorona, izay nofidiko;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:94

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:93Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:95 →