Bokin'ny Salamo 119:45
Ary handeha amin’ ny malalaka aho; Fa ny didinao no tadiaviko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I will walk at liberty: for I seek thy precepts.
In Context
44Dia hitandrina ny lalinao mandrakariva aho, Dia mandrakizay doria.
46Hilaza ny teni-vavolombelonao eo anatrehan’ ireo mpanjaka aho Ka tsy ho menatra.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 119:19Vahiny etỳ an-tany aho; Aza afeninao ahy ny didinao.
Psalms 119:71Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao.
Psalms 119:133Ampitoero eo amin’ ny teninao ny diako; Ary aza avela hanapaka ahy izay mety ho faharatsiana.
Psalms 119:162Faly aho noho ny teninao Tahaka ny mahazo babo be.
Proverbs 4:12Raha mandeha ianao, dia tsy ho etỳ ny lalanao; Ary raha mihazakazaka ianao, dia tsy ho tafintohina.
Ecclesiastes 1:13ary nampiasaiko ny foko mba hitady sy hikatsaka amim-pahendrena ny zavatra rehetra izay atao atỳ ambanin’ ny lanitra; asa mahareraka omen’ Andriamanitra hisasaran’ ny zanak’ olombelona izany.