Bokin'ny Salamo 12:2
Vonjeo, Jehovah ô, fa efa lany ny tsara fanahy; eny, tsy misy mahatoky intsony eo amin’ ny zanak’ olombelona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-hasheminith. Salamo nataon’ i Davida.
3Samy milaza lainga amin’ ny namany amin’ ny molotra mandrobo izy; fo mamorom-pitaka no itenenany.
Read all of Bokin'ny Salamo 12
Cross References
Psalms 5:9Jehovah ô, tariho amin’ ny fahamarinanao aho noho ny amin’ ny mpampahory ahy; ataovy marina eo anoloako ny lalanao.
Psalms 28:3Aza atao indray manakipaka amin’ ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin’ ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony.
Psalms 38:12Ny olo-malalako sy ny sakaizako aza efa manalavitra ny fahoriako; Ary ny havako mijanona eny lavitra eny.
Psalms 52:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila nataon’ i Davida,
Psalms 59:12Aza mahafaty azy Hianao, fandrao hanadino izany ny fireneko. Ampirenireneo amin’ ny herinao izy, ka aripaho, ry Tompo ô, Ampinganay.
Psalms 116:11Hoy izaho tamin’ ny fahatairako; Mpandainga ny olona rehetra.