Bokin'ny Salamo 12:7
Ny tenin’ i Jehovah dia teny madio, tahaka ny volafotsy voarendrika tao anatin’ ny memy ka mitsoriaka amin’ ny tany eny, voadio impito.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt keep them, O LORD, thou shalt preserve them from this generation for ever.
In Context
8Hianao, Jehovah ô, no hiaro azy, Hianao no hiambina azy mandrakizay tsy ho azon’ ity taranaka ity.
Read all of Bokin'ny Salamo 12
Cross References
1 Samuel 2:9Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any amin’ ny maizina; fa tsy amin’ ny hery no handresen’ ny olona.
Psalms 16:1Miktama nataon’ i Davida. Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka aminao aho.
Psalms 19:9Mahitsy ny fandidian’ i Jehovah, mahafaly ny fo; madio ny didin’ i Jehovah, mampahazava ny maso.
Psalms 37:40Ary Jehovah mamonjy azy sy manafaka azy; eny, manafaka azy amin’ ny ratsy fanahy Izy ka mamonjy azy, satria nialoka taminy izy.
Psalms 121:8Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.
Isaiah 27:3Izaho Jehovah no mpiaro io; Isaky ny indray mipi-maso no andemako azy, Fandrao misy manimba azy; Na andro na alina dia miaro azy aho.