Bokin'ny Salamo 121:8
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD shall preserve thy going out and thy coming in from this time forth, and even for evermore.
In Context
7Jehovah hiaro anao amin’ ny ratsy rehetra; Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 121
Cross References
Deuteronomy 28:6Hotahina ianao, raha miditra; ary hotahina ianao, raha mivoaka.
2 Samuel 5:2Fa hatry ny fony fahiny ihany koa, raha mbola nanjaka taminay aza Saoly, dia ianao no mpitarika ny Isiraely nivoaka sy niditra; ary Jehovah efa nilaza taminao hoe: Hianao no ho mpiandry ny Isiraely oloko, ary ianao no ho mpanapaka azy.
Ezra 8:31Dia niala teo amin’ ny ony Ahava izahay tamin’ ny andro faharoa ambin’ ny folo tamin’ ny volana voalohany mba hankany Jerosalema; ary ny tànan’ Andriamanitray nomba anay, ka Izy no namonjy anay tamin’ ny tanan’ ny fahavalo sy ny mpanotrika teny an-dalana.
Psalms 115:18Fa izahay hisaotra an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay. Haleloia.
Psalms 131:3Ry Isiraely ô, manantenà an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.
Proverbs 3:6Maneke Azy amin’ ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny lalanao,