Bokin'ny Salamo 127:4
Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tànan’ ny mahery Ny zanaky ny fahatanorana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As arrows are in the hand of a mighty man; so are children of the youth.
In Context
3Indro, lova avy amin’ i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo.
Read all of Bokin'ny Salamo 127
Cross References
Proverbs 17:6Satroboninahitry ny antitra ny zafiny; Ary voninahitry ny zanaka ny rainy.
Jeremiah 50:9Fa, indro, Izaho hamporisika sy hampiakatra firenena lehibe manao andiany avy any avaratra hamely an’ i Babylona; Ary hilahatra hamely azy ireo, ka avy ao no hanafahany azy; Ny zana-tsipìkany ho tahaka ny lehilahy mahery sady mahay, izay tsy miverina foana.