The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 127 › Bokin'ny Salamo 127:5

Bokin'ny Salamo 127:5

Sambatra izay mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin’ ireny; Tsy ho menatra ireny, raha mifamaly amin’ ny fahavalo eo am-bavahady.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Happy is the man that hath his quiver full of them: they shall not be ashamed, but they shall speak with the enemies in the gate.

In Context

4Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tànan’ ny mahery Ny zanaky ny fahatanorana.

Read all of Bokin'ny Salamo 127

Cross References

Job 1:2Ary niteraka fito lahy sy vavy telo izy.

Job 42:12Ary Jehovah nitahy ny niafaran’ i Joba mihoatra noho ny voalohany ka nanana ondry aman’ osy efatra arivo amby iray alina sy rameva enina arivo sy omby roa arivo ary borikivavy arivo izy.

Proverbs 27:11Anaka, hendre, ary ampifalio ny foko, Mba hamaliako izay miteny ratsy ahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 127:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 127:4Bokin'ny Salamo 127