Bokin'ny Salamo 129:8
Ka dia tsy hisy mpandalo hanao hoe: Hotahin’ i Jehovah anie ianareo; Eny, ny anaran’ i Jehovah no itsofanay rano anareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Tsy misy mpijinja mameno tanana Na mpamehy amboara mameno tratra amin’ izany;
Read all of Bokin'ny Salamo 129
Cross References
Ruth 2:4Ary, indro, Boaza tonga avy tany Betlehema ka niteny tamin’ ny mpijinja hoe: Jehovah anie ho aminareo. Dia hoy kosa Ireo taminy: Hitahy anao anie Jehovah.
Psalms 118:26Hotahina anie izay avy amin’ ny anaran’ i Jehovah; Avy ao an-tranon’ i Jehovah no itsofanay rano anareo.