Bokin'ny Salamo 129:7
Tsy misy mpijinja mameno tanana Na mpamehy amboara mameno tratra amin’ izany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherewith the mower filleth not his hand; nor he that bindeth sheaves his bosom.
In Context
6Ka ho tahaka ny ahitra eo an-tampon-trano. Izay malazo, na dia tsy misy manongotra azy aza;
Read all of Bokin'ny Salamo 129
Cross References
Psalms 126:6Mandeha mitomany mitondra ny voa afafiny izy, Fa hiverina mitondra ny amboarany amin’ ny fihobiana kosa.
Hosea 8:7Fa rivotra no nafafiny, ary tadio no hojinjany; Tsy misy vary mitsangana, ny salohiny tsy hisy ventiny; Ary raha tàhiny hisy aza, dia ny olona hafa firenena no hihinana azy.