Bokin'ny Salamo 130:7
Manantenà an’ i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin’ i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let Israel hope in the LORD: for with the LORD there is mercy, and with him is plenteous redemption.
In Context
8Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin’ ny helony rehetra.
Read all of Bokin'ny Salamo 130
Cross References
Psalms 71:5Fa Hianao no fanantenako, Jehovah Tompo ô, ry tokiko hatry ny fony aho mbola tanora.
Psalms 86:15Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrà fo sy miantra, Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana.
Psalms 130:4Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao.
Psalms 131:3Ry Isiraely ô, manantenà an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.
Zephaniah 3:12Nefa hamelako olona ory sy malahelo ihany ao aminao, Ary ny anaran’ i Jehovah no hialofany,
Romans 5:20Ary ny lalàna dia niditra koa hahabe ny fahadisoana. Nefa teo amin’ izay nihabiazan’ ny ota no nihoaran’ ny fahasoavana be lavitra,