Bokin'ny Salamo 132:3
Tsy mba hiditra ao an-daiko aho, Na hiakatra amin’ ny farafara fandriako,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Surely I will not come into the tabernacle of my house, nor go up into my bed;
In Context
2Dia ilay nianiana tamin’ i Jehovah Sy nivoady tamin’ ny Maherin’ i Jakoba hoe:
4Tsy mba havelako hatory ny masoko, Na ho rendrehana ny hodimasoko,
Read all of Bokin'ny Salamo 132
Cross References
Haggai 1:4Moa andro tokony hitoeran’ ny tenanareo ao amin’ ny tranonareo misy valin-drihana va izao, kanefa rava ity trano ity?