Bokin'ny Salamo 132:4
Tsy mba havelako hatory ny masoko, Na ho rendrehana ny hodimasoko,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will not give sleep to mine eyes, or slumber to mine eyelids,
In Context
3Tsy mba hiditra ao an-daiko aho, Na hiakatra amin’ ny farafara fandriako,
5Mandra-pahitako fitoerana ho an’ i Jehovah. Dia fonenana ho an’ ny Maherin’ i Jakoba.
Read all of Bokin'ny Salamo 132
Cross References
Genesis 24:33Dia nandroso hanina teo anoloany izy; fa hoy ralehilahy: Tsy mbola hihinana aho, raha tsy efa voalazako ny raharahako. Ary hoy izy: Lazao ary!
Proverbs 6:4Aza avela hatory akory ny masonao, Ary aza avela hilondolondo ny hodimasonao.