Bokin'ny Salamo 132:8
Mitsangàna, Jehovah ô, ho amin’ ny fitsaharanao, Dia Hianao sy ny fiaran’ ny herinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Arise, O LORD, into thy rest; thou, and the ark of thy strength.
In Context
7Aoka hiditra any amin’ ny fonenany isika Ka hivavaka eo amin’ ny fitoeran-tongony.
9Aoka ny mpisoronao hirafy fahamarinana Ary aoka ny olonao masìna hihoby.
Read all of Bokin'ny Salamo 132
Cross References
Numbers 10:36Ary raha nijanona kosa ny fiara, dia hoy izy: Miverena, Jehovah ô, ho amin’ ny Isiraely tsy omby alinalina.
Psalms 68:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida. Tonon-kira.