The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 135 › Bokin'ny Salamo 135:16

Bokin'ny Salamo 135:16

Manam-bava izy, fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They have mouths, but they speak not; eyes have they, but they see not;

In Context

15Ny sampin’ ny jentilisa dia volafotsy sy volamena, Asan’ ny tànan’ olona;

17Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Ary tsy misy fofonaina ao am-bavany.

Read all of Bokin'ny Salamo 135

Cross References

Isaiah 6:10Ataovy adala ny fon’ ity firenena ity, Ary ataovy lalodalovana ny sofiny, Ary ataovy mikimpy ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ary hahalala ny fony, Dia hibebaka izy ka ho sitrana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 135:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 135:15Bokin'ny Salamo 135Bokin'ny Salamo 135:17 →