The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 135 › Bokin'ny Salamo 135:15

Bokin'ny Salamo 135:15

Ny sampin’ ny jentilisa dia volafotsy sy volamena, Asan’ ny tànan’ olona;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The idols of the heathen are silver and gold, the work of men’s hands.

In Context

14Fa hanome rariny ny olony Izy Ary hanenina ny amin’ ny mpanompony.

16Manam-bava izy, fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;

Read all of Bokin'ny Salamo 135

Cross References

Psalms 115:4Volafotsy sy volamena ny sampin’ ireny, Asan’ ny tanan’ olona:

Isaiah 40:19Ny mpiasa manao sarin-javatra an-idina, ary ny mpanefy volamena mametaka takela-bolamena aminy sy manao tongalika volafotsy an-idina.

Isaiah 46:6Izay mandraraka volamena avy ao an-kitapo sy mandania volafotsy amin’ ny mizana dia manakarama mpanefy volamena mba hanao izany ho andriamanitra, hiankohofany sy hivavahany.

Habakkuk 2:18Mahasoa inona ny sarin-javatra voasokitra, No misokitra azy ny mpanao azy? Na ny sarin-javatra an-idina sy ny mpampianatra lainga, No matoky azy izay namorona azy Tamin’ ny nanaovany sampy moana?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 135:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 135:14Bokin'ny Salamo 135Bokin'ny Salamo 135:16 →