The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 135 › Bokin'ny Salamo 135:5

Bokin'ny Salamo 135:5

Fa fantatro fa lehibe Jehovah, Ary ambonin’ ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For I know that the LORD is great, and that our Lord is above all gods.

In Context

4Fa Jakoba nofidin’ i Jehovah ho Azy, Ary Isiraely ho rakitra soa ho Azy,

6Manao izay sitrapony rehetra Jehovah, Na any amin’ ny lanitra, na etỳ ambonin’ ny tany, Na any amin’ ny ranomasina sy ny rano lalina rehetra.

Read all of Bokin'ny Salamo 135

Cross References

Psalms 48:1Tonon-kira. Salamo nataon’ ny Koraïta.

Psalms 89:6Ary ny lanitra hidera ny fahagagana ataonao, Jehovah ô, Ary ny fahamarinanao koa ao amin’ ny fiangonan’ ny olo-masìna.

Psalms 96:4Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, Sady mahatahotra, fa ambonin’ ny Andriamanitra rehetra.

Psalms 147:5Lehibe ny Tompontsika sady be hery; Tsy hita lany ny fahalalany.

Isaiah 40:25Koa ampitovinareo amin’ iza moa Aho, hitahako aminy? Hoy ny Iray Masìna.

Daniel 3:29Ka dia manao lalàna aho fa ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samy hafa fiteny rehetra izay manao teny tsy mety ny amin’ Andriamanitr’ i Sadraka sy Mesaka sy Abednego dia hotetitetehina, ary hatao trano fivoahana ny tranony; fa tsy misy andriamani-kafa mahavonjy tahaka izao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 135:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 135:4Bokin'ny Salamo 135Bokin'ny Salamo 135:6 →