The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 136 › Bokin'ny Salamo 136:9

Bokin'ny Salamo 136:9

Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The moon and stars to rule by night: for his mercy endureth for ever.

In Context

8Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

10Izay namely ny voalohan-terak’ i Egypta, (Fa mandrakizay ny famindram-pony)

Read all of Bokin'ny Salamo 136

Cross References

Job 31:26Raha tàhiny aho nijery ny masoandro, raha namirapiratra izy, na ny volana, raha nandeha tamin’ ny fangarangarany izy,

Psalms 8:4Raha jereko ny lanitrao, izay asan’ ny rantsan-tananao, sy ny volana aman-kintana, izay noforoninao,

Psalms 89:36Izao zavatra iray loha izao no nianianako tamin’ ny fahamasinako, Tsy handainga amin’ i Davida mihitsy Aho:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 136:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 136:8Bokin'ny Salamo 136Bokin'ny Salamo 136:10 →