The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 136 › Bokin'ny Salamo 136:8

Bokin'ny Salamo 136:8

Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The sun to rule by day: for his mercy endureth for ever:

In Context

7Izay nanao ireo fanazavana lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

9Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

Read all of Bokin'ny Salamo 136

Cross References

Genesis 1:16Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe, dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro ary ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina sy ny kintana.

Psalms 148:3Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; Miderà Azy, ry kintana mazava rehetra.

Matthew 5:45mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra ianareo; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin’ ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin’ ny marina sy ny tsy marina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 136:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 136:7Bokin'ny Salamo 136Bokin'ny Salamo 136:9 →