Bokin'ny Salamo 141:3
Jehovah ô, asio fiambenana eo anoloan’ ny vavako; Ambeno ny varavaran’ ny molotro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Set a watch, O LORD, before my mouth; keep the door of my lips.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 141
Cross References
Psalms 34:13Na iza na iza ianao no maniry fiainana ka tia andro maro hahitana ny soa,
Psalms 39:2Hoy izaho: hitandrina ny lalako aho ka tsy hanota amin’ ny lelako; hasiako fehim-bava ny vavako, raha mbola eo anatrehako ny ratsy fanahy.
Micah 7:5Aza matoky namana ianareo, Aza mahazo am-po izay sakaiza mahazatra; Fa ambeno ny varavaran’ ny vavanao na dia amin’ izay andefimandrinao aza.
James 3:2Fa tafintohina amin’ ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin’ ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa.