The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 142 › Bokin'ny Salamo 142:1

Bokin'ny Salamo 142:1

Maskila nataon’ i Davida tamin’ izy tao anaty lavaka. Fivavahana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I cried unto the LORD with my voice; with my voice unto the LORD did I make my supplication.

In Context

2Ny feoko no itarainako amin’ i Jehovah; Ny feoko no ifonako amin’ i Jehovah.

Read all of Bokin'ny Salamo 142

Cross References

1 Samuel 24:3Ary Saoly naka telo arivo lahy voafantina tamin’ ny Isiraely rehetra ka lasa nitady an’ i Davida sy ny olony tany amin’ ny vatolampin’ ny osi-dia.

1 Chronicles 4:10Ary Jabeza niantso an’ Andriamanitry ny Isiraely hoe: Enga anie ka hotahinao tokoa aho, ka hohalalahinao ny fari-taniko, ary ho amiko ny tananao, ka harovanao amin’ ny ratsy aho, mba tsy hampahory ahy izany. Ary dia nomen’ Andriamanitra azy ny nangatahiny.

Psalms 30:8Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nampitoerinao mafy ny tendrombohitro; nanafina ny tavanao Hianao, dia ory aho.

Psalms 54:1Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Maskila nataon’ i Davida,

Psalms 77:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon’ i Asafa.

Hebrews 11:38(nefa izao tontolo izao tsy miendrika ho nitoerany akory) dia nirenireny tany an-efitra sy tany an’ tendrombohitra sy tany an-johy ary tao an-dava-tany izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 142:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 142Bokin'ny Salamo 142:2 →