The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 142 › Bokin'ny Salamo 142:2

Bokin'ny Salamo 142:2

Ny feoko no itarainako amin’ i Jehovah; Ny feoko no ifonako amin’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I poured out my complaint before him; I shewed before him my trouble.

In Context

1Maskila nataon’ i Davida tamin’ izy tao anaty lavaka. Fivavahana.

3Loarako eo anatrehany ny fitarainako; Ambarako eo anatrehany ny fahoriako.

Read all of Bokin'ny Salamo 142

Cross References

Psalms 18:4Miantso an’ i Jehovah izay mendrika hoderaina aho, ka dia vonjena ho afaka amin’ ny fahavaloko.

Psalms 42:4Ny ranomasoko no fiahiko andro aman’ alina, amin’ ny anaovany ahy mandrakariva hoe: Aiza izay Andriamanitrao?

Psalms 102:1Fivavaky ny ory, raha reraka izy ka mandoatra ny alahelony eo anatrehan’ i Jehovah.

Romans 8:26Ary toy izany koa, ny Fanahy no mamonjy ny fahalementsika: fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin’ ny fitarainana tsy azo tononina.

Hebrews 5:7Tamin’ ny andron’ ny nofony, raha nanao fivavahana sy fangatahana nomban’ ny fitarainana mafy sy ny ranomaso be tamin’ izay nahavonjy Azy tamin’ ny fahafatesana Izy, sady voahaino noho ny fahatahorany an’ Andriamanitra,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 142:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 142:1Bokin'ny Salamo 142Bokin'ny Salamo 142:3 →