Bokin'ny Salamo 143:6
Mananty tanana aminao aho; Ny fanahiko dia tahaka ny tany mangetana eo anatrehanao. [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I stretch forth my hands unto thee: my soul thirsteth after thee, as a thirsty land. Selah.
In Context
5Mahatsiaro ny andro fahiny ho Ary misaina ny asanao rehetra; Ny asan’ ny tananao no eritreretiko.
Read all of Bokin'ny Salamo 143
Cross References
Exodus 9:29Ary hoy Mosesy taminy: Raha vao mivoaka amin’ ny tanàna aho, dia hamelatra ny tanako amin’ i Jehovah; koa dia hitsahatra ny kotrokorana, ary ny havandra dia tsy hisy intsony, mba hahafantaranao fa an’ i Jehovah ny tany.
Job 11:13Raha ampanatrehinao Azy ny fonao, ary atantinao aminy ny tananao,
Psalms 42:3Mangetaheta an’ Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; Rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan’ Andriamanitra?
Psalms 63:1Salamo nataon’ i Davida, fony tany an-efitr’ i Joda izy.
Psalms 88:9Efa nampanalavirinao ahy ny olona nahazatra ahy; Efa nataonao fahavetavetana eo imasony aho; Voahidy aho ka tsy afa-mivoaka.
Isaiah 26:8Koa amin’ ny lalan’ ny fitsaranao, Jehovah ô, no iandrasanay Anao, ny anaranao sy ny fahatsiarovana Anao no irin’ ny fanahinay.