Bokin'ny Salamo 143:9
Jehovah ô, vonjeo amin’ ny fa-havaloko aho; Ao aminao no iereko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Deliver me, O LORD, from mine enemies: I flee unto thee to hide me.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 143
Cross References
Psalms 31:15Nefa izaho matoky Anao, Jehovah ô; hoy izaho: Andriamanitro Hianao.
Psalms 56:9Manisa ny firenireneko Hianao; ataovy ao an-tavoahanginao ny ranomasoko; tsy eo amin’ ny bokinao va ireny?
Psalms 59:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon’ i Davida, fony Saoly naniraka, ka nisy niambina ny trano hamonoana azy.
Psalms 142:5Jereo eo ankavanana, ka izahao, Fa tsy misy olona mahalala ahy; Foana avokoa ny fiarovana ahy; Tsy misy miahy ny fanahiko.
Proverbs 18:10Ny anaran’ i Jehovah dia tilikambo mafy; Ny marina miezaka ho ao aminy ka voavonjy.