Bokin'ny Salamo 59:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon’ i Davida, fony Saoly naniraka, ka nisy niambina ny trano hamonoana azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Deliver me from mine enemies, O my God: defend me from them that rise up against me.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 59
Cross References
Judges 16:2Ary nolazaina tamin’ ny Gazita hoe: Tonga atỳ Samsona. Dia nanemitra azy izy ary nanotrika mandritra ny alina teo am-bavahadin’ ny tanàna ka nangina mandritra ny alina; fa hoy izy: Raha maraina ny andro, dia hovonointsika izy.
Psalms 7:1Sigaiona nataon’ i Davida, izay nohirainy ho an’ i Jehovah noho ny tenin’ i Kosy Benjamita.
Psalms 18:48Dia Andriamanitra, Izay manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ny firenena ahy.
Psalms 57:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon’ i Davida tamin’ ny nandosirany an’ i Saoly tao anaty zohy.
Psalms 71:4Andriamanitro ô, afaho amin’ ny tanan’ ny ratsy fanahy aho, dia amin’ ny tanan’ ny mpanao meloka sy ny lozabe.
Psalms 143:9Jehovah ô, vonjeo amin’ ny fa-havaloko aho; Ao aminao no iereko.